| Teny iditra | akororoka (kororoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Alana fako na bozaka amin' ny fandrarahana azy avy ambony ka entin' ny rivotra ireo fako sy bozaka ireo: Erỳ amin' ny vava rivotra erỳ akororoka ny vary [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|