|
|
|
|

Teny iditra akotry
Sokajin-teny anarana
 Voam-bary tsy voatoto; ny vary tsy afa-kodiny: Be akotry izany vary izany [1.1]
 Rice in the husk, paddy rice. [1.2]
 Paddy or unhulled rice [1.7]
 Riz en cosse, paddy [1.8]
 Grain de riz, Oryza sativa L. (Poaceae), encore enveloppé de ses glumes ; "paddy". Voir vary [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Oryza sativa
Ohatra Nitondra vary akotry avy any aminy avy ny olona. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24