|
|
|
|

Teny iditra aky
Sokajin-teny anarana
 The large intestines. (Prov.) [1.2]
Voambolana 

Teny iditra akỳ
Sokajin-teny kianteny [Fitanisana]
 Teny kely fiangotiana fampiasan' ny ankizivavy rehefa miresaka: Ho aiza akỳ ianareo raha amin' ny alahady hariva? [1.1]

Teny iditra aky
Sokajin-teny tenim-piontanana [Fitanisana]
  [Bara] Endrey! Hanky! Odrey! [1.78]

Teny iditra aky
Sokajin-teny anarana
  [Bara] Vifotsy: Tafo kaky [1.78]
Tovy hevitra kaky

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/07