| Teny iditra | alafy (lafy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Amidy ambongadiny (mba hatao varotra antsinjarany): Nalafiko taminy ny tsaramaso sy voanjobory rehetra terỳ Behandrina [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | alafy | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Zavamaniry mampanolatra fery haingana ny hodiny sy ny raviny (Alafia pauciflora) [1.1] | |||||||||
| [Sakalava, Tankarana] Alafia pauciflora Radlk., Alafia perrieri Jum. et Alafia thouarsii Roem. & Schult. (Apocynaceae). Lianes à latex riche en saponine, utilisé comme succédané du savon. [1.196] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Anarana ara-tsiansa | Alafia pauciflora, Alafia perrieri, Alafia thouarsii | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |
|