|
|
|
|

Teny iditra alaharo (lahatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana alahatra [Fitanisana]
  [1.13]
  [1.3]
Ohatra 
1Alaharo tsara ny tavoahangy (Rangez bien les bouteilles) [1.3]
2Tsy nisy " alaharo, alaharo " fa tonga dia velona ny tifitra totohondry. [2.4]
3Alaharo telo ny harona milahatra telo, mba tsy hanahirana ny mpizara azy. [2.606]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17