| Teny iditra | alaina (ala) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Raisina, entina: Nalain-dRakoto ny lambanao Angatahina: Halainy ho vady hono ianao raha mety [1.1] | |||||||||
| To be fetched; to be taken, to be summoned, to be called, to be invited; to be chosen, to be preferred. [1.2] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|