| Teny iditra | alaka | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Mitovy amin' ny ala ihany. [1.1] | |||||||||
| Same as aka, maka. (Prov.) With pronominal suffices, as alako, it means, I do not know. (Prov.) Same as asa. [1.2] | |||||||||
| [Tankarana] Je n'en sais rien. Cf. vàlaka. [1.19] | |||||||||
| Sampanteny |
| ||||||||
| Teny iditra | alàka (laka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Samy enti-milaza ny vatom-panorona akisaka ho eo amin' ny laka: Alakao (na lakao) itỳ vatonao atsimo itỳ [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | lakaina | ||||||||
| Teny iditra | alaka | ||||||||
| Sokajin-teny | Tsy lazaina | ||||||||
| Fototeny tsy hita afatsy amin' ireto fomba fiteny ireto: mialaka bontana, mialaka mantsina. [1.1] | |||||||||
| Sampanteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|