| Teny iditra | alamaka (lamaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ampandrina midaboka amin' ny tany: Nalamaky ny rivotra ny vary Ampitovina tantana, alamina: Alamaho tsara ny tanin-ketsa hamafazam-bary [1.1] | |||||||||
| To be levelled, to be made even, to be laid down flat, as growing things thrown down, or a person lying down [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|