| Teny iditra | alanto (lanto) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Alamina, alahatra: Alantoy tsara ireto entako ireto Atao mirindra tsara, atao tsara lahatra: Nalanton' ny mpikabary tsara ny teniny ka nikoy ny mpihaino rehetra [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|