|
|
|
|

Teny iditra ala safay
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny ala, safay
 Fanaovan-javatra tsizarizary mba hisehoana ho nanao fotsiny ka hahafa-tsiny eo imason' ny olona [1.1]
 Used in the following: miala safay [1.2]
Ohatra 
1Teny foana ny masoko, hany ka na dia ny vavaka fanao eo am-pidirana aza natao alasafay fotsiny. [2.4]
2Mba nody nampidirina alasafay ihany ny Teny sy ny Tantara malagasy, saingy mbola ny teny frantsay ihany no taranjam-pianarana nahafaka na tsy nahafaka fanadinana. [2.503]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/10