Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
aleha
(
le
ha
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Enti-milaza ny toerana ifindrana an-tongotra
Andehanana:
Aiza no halehantsika rahampitso? / Tsy hitako izay nalehany
[
1.1
]
Ohatra
1
Ny sisiny hatrany no
aleha
.
[
2.117
]
2
Izay
aleha
ity maneno sahona daholo!
[
2.4
]
3
Aiza no azon' ireny fianakaviana ireny
aleha
?
[
1.369
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
aleha
, alehako, alehanao, alehany, alehantsika, alehanay, alehanareo, alehan', alehan-, aleham-
Ny lasa :
naleha, nalehako, nalehanao, nalehany, nalehantsika, nalehanay, nalehanareo, nalehan', nalehan-, naleham-
Ny hoavy :
haleha, halehako, halehanao, halehany, halehantsika, halehanay, halehanareo, halehan', halehan-, haleham-
Filaza mandidy :
aleho
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20