| Teny iditra | aloa (loa) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Zavatra efa nohanina avoaka amin' ny vava indray: Naloan' ny marary ny sakafo nohaniny anikeheo Efaina (vola): Azonao aloa tsikelikely ny vidin' itỳ bisikileta itỳ raha tianao [1.1] | |||||||||
| To be vomited; to be paid [1.7] | |||||||||
| Qu'on vomit; qu'on paie [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | aloa | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Betsileo] Moka [1.78] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Tovy hevitra | aloe | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|