| Teny iditra | aloditra (loditra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Entina mandambolambo [1.1] | |||||||||
| Ce dont on se sert pour polir, rendre fin, beau, magnifique [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Nisy langilangy iray efa nentiny, io no naloditra tamin' ny vato ny lohany, ary ny feta azo tamin' izany no nahosotra ilay faritra mivonto.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | aloditra | ||||||||
| Sokajin-teny | Tsy lazaina | ||||||||
| [Betsimisaraka] Ranitina [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|