|
|
|
|

Teny iditra alofana (aloka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Omena fiarovana amin' ny hainandro: Alofana ny zanakazo mba tsy ho fatin' ny herin' ny andro [1.1]
 To be sheltered; to be overshadowed [1.2, 1.7]
 Qu'on abrite, qu'on met à l'ombre [1.8]
Ohatra Kafe alofana albizià ny eny afovoany. [2.117]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : alofana, alofako, alofanao, alofany, alofantsika, alofanay, alofanareo, alofan', alofan-, alofam-, alofa-
Ny lasa : nalofana, nalofako, nalofanao, nalofany, nalofantsika, nalofanay, nalofanareo, nalofan', nalofan-, nalofam-, nalofa-
Ny hoavy : halofana, halofako, halofanao, halofany, halofantsika, halofanay, halofanareo, halofan', halofan-, halofam-, halofa-
Filaza mandidy : alofy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20