|
|
|
|

Teny iditra alohaloha (aloha)
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
  [Betsimisaraka] Rehefa afaka kelikely, vetivety foana. Afaka kilometatra na metatra vitsivitsy [1.78]
 Un peu en avant, à petite distance [1.3]
Ohatra Tary alohaloha, taitra izy fa nandre fofon-tsigara mahazatra azy, nefa tsy mahare feon' olona. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06