| Teny iditra | alokola | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Laharan-tsikidy fahafito amin' ny sikidy alanana [1.1] | ||
| The name of a certain column in the arrangement of the sikidy. [1.2] | ||
| Mpanahaka | sikidy | |
| ||
| Teny iditra | alokola | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Spirits of wine [1.2] | ||
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: alcool. | |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/10/18 |
|