| Teny iditra | alonina (alona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ananan' ny sasany alahelo noho ny soa azony na ananany: Nalonin' ny namako aho tamin' ny laharana ambony azoko tamin' ny fanadinana [1.1] | |||||||||
| To be envied [1.2, 1.7] | |||||||||
| Qu'on jalouse [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | aloñina | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Betsimisaraka] Fialan-tsasatra [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|