| Teny iditra | amarinana (varina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||
| Ohatra | Atsy avaratra atsy misy vato roa mitsatsika ka hoy ny bodo hoy ny adala tari-damban-dRasoamaromaka ka ny ranomaso hono no ravolakizo ka raha tsy ny olon-tiana tsy amarinana azy [2.131] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|