|
|
|
|

Teny iditra ambakiloha
Sokajin-teny anarana
 Teny ilazana lamba kely ila, izay tsy mba ambainy roa mitovy no avitrana fa ambainy iray sy sasany: Akanjo soga ketrom-bozona sy lamba ambakiloha no nanaovany. (Kilalaon' afo: R. R. R. ) [1.1]
  [Tankarana] Sorte d'étoffe dont on se recouvre la nuit. [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10