| Teny iditra | ambanana (ambana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Anaovana fihetsehana mody mamely: Nambanako ny tehina ilay alika dia nandositra [1.1] | |||||||||
| To be pretended to be struck at [1.2] | |||||||||
| Qu’on menace: Nambanana tamin’ ny tehina izy, ka nihataka tery (Il a été menacé avec le bâton et s’est écarté aussitôt) [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Manaraka izany dia misy zaza efa voadidy foitra asaina mipetraka eo ambony tary ka mody ambanana ilay antsy.
[2.436] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|