| Teny iditra |
ambarao
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ambara
|
| | Qu'on révèle, manifeste, dit, signifie:
Nambarany ny anaran’ ilay nangalatra (Il a révélé le nom de celui qui a volé) ~
Izao no ambarako aminao (Voici ce que j'ai à vous dire) [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Ambarao ny sitrakao, ka ny kanto mba idiro.
[2.1022]
|
| 2 | Koa raha mba misy fantatrareo, ambarao aminay.
[2.324]
|
|
|
| Teny iditra |
ambarao
|
| Sokajin-teny | anarana
|
/m:hyperonym>
| | [Sakalava]
Andian-drahona fotsy mitsangana erỳ avaratra andrefana mitondra rivotra [1.1]
|
| Voambolana |
|