| Teny iditra | ambatonikaky | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | vato, ikaky | |
| Teny tsy fampiasa afa-tsy amin' it fombam-pitenenana itỳ hoe: Manao ambatonikaky: mihenahena amin' ny heviny; ny tena ampiasana an' io fomba fiteny io matetika anefa dia ny mpivarotra mihenahena amin' ny vidin-javatra ataony, izany hoe tsy azo iadiam-barotra: Aza dia manao ambatonikaky re ianao, Andriamatoa [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |
|