| Teny iditra | ambavala (vavala) | |
| Sokajin-teny | tambinteny | |
| Ohatra | Biby manana elatra toy ny valala sy angidina izy, maneno mafy mankarenina, ary betsaka any an' ala na any ambavala.
[2.332] | |
| Teny iditra | ambavala | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tankarana] (de vavala : lisière de la forêt) Ocotea madagascariensis (Meisn.) Palacky (Lauraceae). Nom relevé par le garde forestier Sajy. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Ocotea madagascariensis | |
| Nohavaozina tamin' ny 2017/11/19 |
|