|
|
|
|

Teny iditra ambivitra
Sokajin-teny anarana
 Anarana kilalao fanaon' ny ankizy ka izay resy sintonina na vivitina ny sofiny [1.1]
 Pulling of the ears in play; "having a pig by the ear." See vivitra. [1.2]
 Jeu dans lequel on tire les oreilles du vaincu [1.3]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Teny iditra ambivitra
Sokajin-teny mpamaritra
Singan-teny vivitra
 Kely dia kely sisa tsy...: Ambivitra no tsy nianjeran' ilay fiarakodia tany anaty hady
Ambavahoana, efa akaiky ny ho faty: Efa ambivitra ny ain' itỳ olona maratra itỳ [1.1]
Tovy hevitra avivitra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25