| Teny iditra | amboabe | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | amboa, be | |
| Karazana hala volovoloina sady vaventy [1.1] | ||
| A spider that lives in holes in the ground. A species of Mygale. [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Ary fampiadin' ny ankizilahy madinika koa ny lavanify, ny lavatanana, ny amboabe, ny kiborilahy, ny taindambo, ny antsiantsy sy ny famakiloha ary vitsika vaventy.
[1.437] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25 |
|