| Teny iditra |
amboanala
|
| Sokajin-teny | anarana
|
/m:hyperonym>
| Singan-teny | amboa,
ala |
| | Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala [1.1]
|
| | Generic name for lemurs. [1.2]
|
| | [Tankarana]
Sorte de lémurien [1.19]
|
| | Lémur macaco [1.54]
|
| | Indri (Indri indri) [2.233]
|
| | Indri (Indri indri) [2.233]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Indri indri |
| Ohatra | Efa nadiva ho tafavoaka ny ala izy, vao nahita amboanala
[2.649]
|
| Tovy hevitra | ~ |
| Tsanganana sy sary iray takila |
|
|