|
|
|
|

Teny iditra Ambohibeloma
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 [tanàna] any amin' ny faritr' Imamo, 20 km avaratr' Arivonimamo, miorina an-tampon-tendrombohitra andrefan' ny renirano Ombifotsy. Misy ala madinika toy ny eny Ambohimanga ny tehezany atsinanana sy atsimo, ary alan' amontana ny eo an-tompony. Avy atsimo ihany no tena lalana miditra ao an-tanàna ... [1.10]
 Une des douze montagnes de l’Imerina, ancien fief d’un roitelet, situé dans la commune d’Ambohitrambo, à 2 km. d’Arivonimamo [1.11]
Voambolana 
Mpanahaka  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Fangi-bolantany -18.85, 47.15
Haianarantany vohitra, velona

Teny iditra Ambohibeloma
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 Ambohibeloma avaratra: vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra, ankevitry ny 80-90 km avy ao Antananarivo, atsimo somary andrefana kelin' Anjozorobe ... [1.10]
Voambolana 
Fangi-bolantany -18.2, 47.0166667
Haianarantany vohitra, velona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25