| Teny iditra | Ambohidrabiby | |||||||||||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |||||||||||
| Tanàna an-tampon-tendrombohitra, mifanitsy amin' Ambohimanga, eny andafy atsinanany; 20 km avaratr' Antananarivo. Ankotrokotroka, hono, no anarany tany amin' ny fahagola, ary ny Manendy no tompon' ny tanàna teo, fony izy tsy mbola nankeo Anosivola avaratr' i Mahitsy... [1.10] | ||||||||||||
| Voambolana | ||||||||||||
| Mpanahaka | Ny Tendrombohitra Roambinifolo | |||||||||||
| Fangi-bolantany | -18.7666667, 47.6 | |||||||||||
| Haianarantany | vohitra, biby | |||||||||||
| Sary |
| |||||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/01 |
|