| Teny iditra | Ambohimanoa | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |
| Amin' ny tantara malagasy dia telo ny tendrombohitra malaza eto Imerina sy ny manodidina, dia Andringitra, Ambohimanoa, ary Ankaratra. ... [1.10] | ||
| Voambolana | ||
| Fangi-bolantany | -19, 47.5 | |
| Haianarantany | vohitra, manoa | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/01/03 |
|