| Teny iditra | ambolena (voly) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza ny zavamaniry na ny voly ampanirina amin' ny tany: Tsaramaso no nambolena tamin' itỳ tany (Raha ny tany ampaniriana voly kosa no tenenina, dia ny hoe volena no ampiasaina: Hovolena tsaramaso ity tany itỳ amin' ny taona ho avy) [1.1] | |||||||||
| Planté, emblavé : Be ny mangahazo nambolena tamin'io (On avait planté beaucoup de manioc cette année-ci) [1.196] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2019/09/12 |
|