|
|
|
|

Teny iditra ampangaina (ampanga)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Tondroina ho nanao ratsy, torina: Ampangainao ho nanao izany aho, nefa tsy teto akory aho tamin' io fotoana io [1.1]
 To be accused of, to be charged with. [1.2]
 To be accused [1.7]
 Qu'on accuse, qu'on dénonce [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ampangaina, ampangaiko, ampangainao, ampangainy, ampangaintsika, ampangainay, ampangainareo, ampangain', ampangain-, ampangaim-, ampangai-
Ny lasa : nampangaina, nampangaiko, nampangainao, nampangainy, nampangaintsika, nampangainay, nampangainareo, nampangain', nampangain-, nampangaim-, nampangai-
Ny hoavy : hampangaina, hampangaiko, hampangainao, hampangainy, hampangaintsika, hampangainay, hampangainareo, hampangain', hampangain-, hampangaim-, hampangai-
Filaza mandidy : ampangao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20