|
|
|
|

Teny iditra ampianaro (anatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ampianarina [Fitanisana]
  [1.3]
Ohatra 
1Ampianaro hiborosy ny nifiny ny ankizy; [2.424]
2Ampianaro koa ny babakoto ao anaty alan' i Madagaskara [2.649]
3Koa ampianaro fietrena ny ankohonanao, mietry vao misondrotra [2.285]

Teny iditra ampianaro (anatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ampianarana [Fitanisana]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17