| Teny iditra | ampodina | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| [Sakalava] Karazan-kazon' ala manopy vony ny hazony ary lava-lava mivaky telo ny raviny, fanao zaran-defona [1.1] | |||||||
| Arbre à bois jaune imitant le buis [1.3] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Tsipelina hafa | ampody | ||||||
| Teny iditra | ampodina (ody) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
|