| Teny iditra | ampoizina (fo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Andrasana, antenaina: Tsy nampoizinay ho tonga androany ianao Kasaina: Moa ve efa nampoizinao izao halatra nataonao izao? Eritreretina, ahina, atao ho zavatra ka eritreretindava: Ampoizo ny fianaranareo, rankizy [1.1] | |||||||||
| To be expected, anticipated, looked for. [1.2] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |
|