|
|
|
|

Teny iditra amponga
Sokajin-teny anarana
 Karazana vata miendrika kodiarana misy hoditra voahenjana ny lafiny roa, izay velezina amin' ny hazo kely atao hoe fively, ka mahatonga feo mikarantsana na midobodoboka. [1.1]
 A drum [1.2, 1.7]
 Tambour [1.8, 1.13]
 Tambour, tam-tam, tous les instruments du genre caisse
Au sens figuré, les choses dont on parle beaucoup, autour desquelles on fait beaucoup de bruit [1.196]
Voambolana 
Ohatra Fa ny taha iriko homenao ahy dia amponga. [2.588]
Sampanteny 
Sary 

Teny iditra amponga
Sokajin-teny anarana
  [Tanosy] Bibin-tsaonjo [1.78]
Voambolana 

Teny iditra amponga
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Nepenthes madagascariensis Poir. (Nepenthaceae). Plante curieuse avec ses urnes dont le couvercle se ferme pour emprisonner les insectes. Elle a toujours suscité l'étonnement des Malgaches. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Nepenthes madagascariensis

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28