| Teny iditra |
anarana
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy:
Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy)
[1.1]
|
| | Iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana [1.13]
|
| | Name [1.2, 1.7]
|
| | Appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank) [1.2]
|
| | Nom [1.8, 1.13]
|
| | Dénomination [1.13]
|
| Voambolana |
| Haiendriteny |
| Tsotra : |
anarana,
anarako,
anaranao,
anarany,
anarantsika,
anaranay,
anaranareo,
anaran',
anaran-,
anaram-,
anara- |
|
|
| Teny iditra |
Anarana
|
| Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
| Mpanoratra | Rapatsalahy Paul |
| Mpanonta printy | 1981. Edisiona Takariva. Ambainy: 11.5cm. Haavony: 16cm. Takila: 20.
|
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|