Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
anda
ka
na
(
da
ka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny fameno
[
1.2
]
Ohatra
Fanafihana avy tany avaratra andrefana, fanafihana
andakana
(sangasanga), saiky namelezana an' Anosy.
[
2.508
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
andakana
, andakako, andakanao, andakany, andakantsika, andakanay, andakanareo, andakan', andakan-, andakam-, andaka-
Ny lasa :
nandakana, nandakako, nandakanao, nandakany, nandakantsika, nandakanay, nandakanareo, nandakan', nandakan-, nandakam-, nandaka-
Ny hoavy :
handakana, handakako, handakanao, handakany, handakantsika, handakanay, handakanareo, handakan', handakan-, handakam-, handaka-
Filaza mandidy :
andakao
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21