|
|
|
|

Teny iditra andavanandro
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
Singan-teny lava, andro
 On ordinary days. [1.2]
 Everyday, weekday [1.7]
 Les jours ordinaires ; en malgache moderne : les jours ouvrables, non fériés [1.196]
 De tous les jours, ordinaire [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Andavanandro izahay ankizy dia nilalao teo an-tanàna. [2.356]
2Tafaverina tamin' ny asa fanao andavanandro ny vahoaka. [2.270]
3Avy eo dia mitohy toy ny andavanandro ny asa aman-draharaha. [2.332]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/23