| Teny iditra | andiany | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | dia | |
| Olona na biby maromaro miara-dia, na manao dia be na miara-manidina raha vorona: Andiam-borona [1.1] | ||
| Pôtro [1.13] | ||
| A company, a flock, a herd. See dia. [1.2] | ||
| A flock, a herd, a crowd [1.7] | ||
| Troupeau, troupe, compagnie [1.8] | ||
| Section, groupe [1.13] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
|