| Teny iditra | andrasana (andry) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Tsy ilaozana: Andraso eto aho ambara-piveriko na amin' ny firy na amin' ny firy Antenaina: Ianao no nandrasanay fa tsy Rangahy io Ambenana: Aza matahotra fa efa andrasan' ny polisy ny venta lalana rehetra mety ho nitsoahan' ilay olondratsy Tandremana tsy handositra na hanimba zavatr' olona: Omby iray monja no andrasan' Ibalita ka tsy hainy sakanana tsy hanimba volin' olona [1.1] | |||||||||
| To be watched, to be waited for [1.2, 1.7] | |||||||||
| To be tended; to be expected. [1.2] | |||||||||
| Qu'on attend, qu'on garde, qu'on surveille [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | andrazana | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |
|