| Teny iditra | andravana (rava) | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Hira, zavamaneno sy dihy atao rehefa misy koranam-piravoravoana ao amin' ny fianakaviana; amin' ny foko sasantsasany, hira sy dihy nataon' ny mpiandry faty taloha mandra-pandevina, [1.1] | |||||||||
| [Sihanaka] Hira fanao raha miandry faty [1.78] | |||||||||
| Singing or other diversions connected with funerals; playing without any thought. [1.2] | |||||||||
| Sampanteny |
| ||||||||
| Teny iditra | andravana (rava) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/10/14 |
|