| Teny iditra | andrianaivo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | andriana, ivo | |
| Teny fanajana ilazana ny zanakalahy eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy ao amin' ny fianakaviana [1.1] | ||
| The name of the second eldest son in a family. [1.2] | ||
| Voambolana | ~ | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16 |
|