|
|
|
|

Teny iditra angady (hady)
Sokajin-teny anarana
 Fitaovana enti-miasa tany, misy lelany vy lavalava maranitra ary zarany hazo, izay mazàna harahara, ka izany no mahatonga ny teny hoe harahara hoenti-milaza koa ny angady [1.1]
 A spade. This word is evidently from the root hady, mangady being used in the provinces where mihady is used in Imerina. See fangady. [1.2]
 A spade; [1.7]
 Bêche [1.8, 1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra fangady

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16