|
|
|
|

Teny iditra anka
Sokajin-teny anarana
 Voronandrano mitovitovy amin' ny ganagana fa kelikely kokoa ary mena ny vavany [1.1]
  [Sihanaka] Ganagana dia [1.78]
 The name of a species of wild duck. Anas Melleri, Sclat. [1.2]
 Canard sauvage [1.54]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Anas melleri

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23