| Teny iditra | anganongano (angano) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Zavatra mahafinaritra foronin' ny haitraitra sy aingitraingitra [1.1] | ||
| [Provincial] Amusing, droll, facetious [1.2] | ||
| Plaisant Plaisanterie, facétie, superfétation [1.3] | ||
| Ohatra | Koa matetika dia tantara somary anganongano ihany no fantatra momba ny Vazimba
[2.508] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15 |
|