| Teny iditra | angeso | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fombafomba tsy tsotra, tsy araka ny fo fa amboamboarina, ka aseho amin' ny fihetsika na fiteny. [1.1] | ||
| Ornement du style, affectation, recherche: Be angeso loatra ny laha-teniny (Son style est trop recherché) [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | angesongeso [fampiasa kokoa noho angeso] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/12/11 |
|