|
|
|
|

Teny iditra angoaka
Sokajin-teny anarana
  [Tanala] Jorery; mavo tanora izay nefa poa-katy ny vodiny be feo kokoa nohon'ny jorery tsotra: Ratsy feo koa feon'angoaka [1.78]
 An insect [1.2]
  [Tanala] Genre de cigale [1.6]
Voambolana 
Mpanahaka  jorery

Teny iditra angoaka
Sokajin-teny anarana
 Karazan-tsahona madinika manana feo somary mafy manokana izay [1.1]
 A large tree-frog [1.2]
 (vieux) espèce de grenouille [1.3]
Voambolana 

Teny iditra angoaka
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
  [Tankarana] Avec colère. [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11