|
|
|
|

Teny iditra angoango
Sokajin-teny anarana
 Enti-milaza hevitra miavoavo, fitoeranjavatra feno mitafotafo, na zavatra miavovona be
Aingitraingitra sy haitraitra. [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra angoango
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Doka, dokadoka [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06