|
|
|
|

Teny iditra angongo
Sokajin-teny anarana
 Voronandrano mitovy amin' ny gisa madinika ny habeny, fahita indrindra amin' ny faritany andrefana sy afovoany
Mitovy hevitra: kaboka ~ koboka ~ ongongo ~ rasana [1.1]
  [Tanala] Name of a bird. Same as arosy [1.2]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  arosy ~ kaboka ~ koboka ~ rasana

Teny iditra angongo
Sokajin-teny anarana
 Enti-milaza fiavovonana sy fitobiana amin' ny toerana iray [1.1]
 Tas, monceau [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/22