|
|
|
|

Teny iditra anilany (ila)
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Akaiky: eo anilan' ny tranonay [1.1]
 à côté, d'un côté [1.3, 1.5]
Tsipelina hafa 

Teny iditra anilany
Sokajin-teny mpampiankin-teny [Fitanisana]
 Ny anankiray amin' ny zavatra na olona roa tonta (mifamaly amin' ny andaniny: Ny anilany manaiky, ny andaniny anefa mandà [1.1]
 Same as mifanila [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/05